A new genus, Neoplokioides Štys & Baňař gen. nov. (Insecta: Hemiptera: Heteroptera: Plokiophilidae: Plokiophilinae), is established for those species of Plokiophiloides Carayon, 1974 possessing copulatory tubes in females ( = Plokiophiloides tubifer-group sensu Štys, 1991). Neoplokioides includes the Afrotropical species N. tubifer (Carayon, 1974) comb. nov. (type species), N. biforis (Carayon, 1974) comb. nov., and N. raunoi sp. nov. from Eastern Madagascar. The female paragenitalia of N. raunoi are described and illustrated. All specimens of N. raunoi were collected as free living in evergreen rain forests, not associated with spider or embiid webs. Key to species of Plokiophiloides and Neoplokioides is provided, and their biology, zoogeography, relationships and female genital systems are discussed. Zanra vaovao iray, Neoplokioides Štys & Baňař gen. nov. (Insecta: Hemiptera: Heteroptera: Plokiophilidae: Plokiophilinae) dia nametraka karazam-biby ireo Plokiophiloides Carayon 1974, izay manana fantsona voavitrana hoan’ny vavy ( = Plokiophiloides tubifer-group Štys 1991). Neoplokioides dia ahitana ny karazan N. tubifer, izay karazana (Carayon, 1974) comb. nov., N. biforis (Carayon, 1974) comb. nov., sy N. raunoi sp. nov, izay hita ao antsinanan’i Madagasikara. Ny vavy izay mana karazam-pananahana hafa N. raunoi dia voafaritra sy voaporofo mazava tsara. Ireo santionany rehetra ny N. raunoi ireo,dia hita sy nangonina tao amin'ny ala tropikaly maintso sy morana mandavan-taona, tsy ampifandraisina amin'ny hala na na tranon-kala. Ireo karazana toro-dala hoan’ny Plokiophiloides sy Neoplokioides ireo dia voaporofo, sy ireo toe-batany, ireo toe-taniny sy ny faritra misy azy, ary ny rafitra ifandraisana fivavin’ny vavy dia efa voaresaka ihany koa.